Ny Tontolon'ny fizahan-tany eto Madagasikara

Nampidirin'i rvi | 18 Jan, 2008

Arahabaina tonga soa eto ami'ny Blaogy RVI,

Resaka fizahan-tany no entiko aminareo etoana.

Malaza ankehitriny fa io no anisan'ny sehatra nampiditra vola betsaka tamin'ny taona 2007. Tsara ho fantatsika mpamaky anefa fa matoa nampiditra vola io sehatra io dia nisy ny ezaka nataon'ny tsirairay.

 

Voalohany amin'ny ireny dia isaorana ny tompon'ny orin'asa nanangana, nefa na teo aiza ny herim-pon'izy ireo ; raha tsy misy ny mpiara-miasa : mpiara-miasa hoy aho fa tsy mpiasa satria tsy mahavita tena ireo isika.

Orin'asa io ka miaraka mihodina.

Noho izany dia isaorana koa ny mpiara-miasa naneho ny fahavononana.

Ary tsy azo adinoina ny mpampiofana

 

Misaotra

Tonga soa rvi!

Nampidirin'i rvi | 18 Jan, 2008
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.